| Auteur |
Message |
andriamiravaka
Médaille: Bois


Sexe:  Inscrit le: 28 Sep 2005 Messages: 44 Localisation: Somewhere 1.59 
|
|
Iza no mbola tsy voatefakandRa Bruto t@ sixième?
...........
Andao @ zay tadiavina lery dé tehafina dé valina ny nataony e
 _________________ Positive ta vie et ta vie sera Positive |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
Mandrian
Modérateur
Médaille: Diamant


Sexe:  Inscrit le: 16 Déc 2002 Messages: 9914 Localisation: Antananarivo, Madagascar 2053.58 
|
|
nijaly be angah le
_________________

|
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
cid
Modérateur
Médaille: Or


Sexe:  Inscrit le: 08 Aoû 2005 Messages: 3139
127.64 
|
|
C'est Monte Cristo là contre raBruto là
Fa iza zany mou kleh ?  _________________ From art to Code |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
cowboy
Modérateur
Médaille: Diamant


Sexe:  Inscrit le: 23 Mar 2005 Messages: 7229 Localisation: °/~2-\` 261.52 
|
|
Nalaza ary mbola malaza amin'ny teha-maina ity ramose iray ity. Felaka
hafakely mantsy ny azy. Manatrika anao izy dia tsongoiny aloha ny volo
kely eo amin'ny fihiririfana, ilay vao hanomboka ho favori midina iny, ny
ankavia sy ny havanana io, ary dia entiny miakatra iny, voatery manaraka
miakatra noho izany ny lohanao, mitsingy mihitsy. Nony efa ambony tsara
dia avelany tampoka ka iny ilay midina iny no vonjeny felahana haingana.
Sahala amin'ireny mikapoka moka amin'ny tànana roa ireny. _________________
Take my heart and please don't break it
 |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
killerdjchild
Médaille: Etain


Sexe:  Inscrit le: 11 Oct 2005 Messages: 129 Localisation: L'enfer où tu iras j'irai aussi 9.59 
|
|
marary mandatsa-dranomaso
Fa zao wa nisy kofy namboarin lery io tao @ SFX d nitondran le kof mersa ary d nedala ndray no voatefaka.
Anisan ny mersa tao koa ra Cowboy nitifitra an lery.  |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
role
Médaille: Cristal


Sexe:  Inscrit le: 07 Oct 2005 Messages: 316
28.20 
|
|
Eka marina, tadidiko iny tany Sahalava iny,
Dé avy eo lery nianatra Kung-Fu dé nazoto nikotrana foana refa avy voadaroka ha ha ha ha ha ha....... .....!
@ zao anie lery efa ceinture Noir e, efa mba kely manao défilé eny @ Lapan'ny Tanana refa 26 klé,  |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
cowboy
Modérateur
Médaille: Diamant


Sexe:  Inscrit le: 23 Mar 2005 Messages: 7229 Localisation: °/~2-\` 261.52 
|
|
za aloha tsy nandaroka anlery zany é,
zay mitsam mpinamana tsara,
refa fivorian'ny RAR dé rabaina mikozy anlery fona oe amboaro io zanako io rah vo midegany, de ozy lery oé hendry tsara izy kah !! hihhi
fa ela ny ela fa tratranlery iany aho tao @ Etudes, tratra nanao sarisary fotsiny...
ary kobonlisany koa ve le oé:
| Citation: |
| avia aty rika ho tihafina |
 _________________
Take my heart and please don't break it
 |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
role
Médaille: Cristal


Sexe:  Inscrit le: 07 Oct 2005 Messages: 316
28.20 
|
|
Eke tadidiko 'lay hoe avy aty rika ho tihafina,
Dé n'enah ndray aloù matetitetika voa ihany e,
Nisy raika tena naharary 'zay, Nivoaka lery dé ela be tany dé averiko fa alouan'ny hirava vao hiverina,
Dé natory,... mbola teo ampanofisana tsara iny ny boay kely no nisy tanana nikapoka mafy be tao @ hatokako... ,
Tonga dé kopy t@zany hoe agny zany klé;
Tonga dé narovako ny tavaka, dé hoy lery, asory teo tanandrika 'ty, malaky rika, vao tsy nalaiko igny tonga dé, ningainy t@ favoris dé PAN volatilize , kobon'lisany ny tohiny,
Massspry mintsy anie ny mieritreritra an'zany @ zao llna,....
Itantarao koa ho an'zay efa voa e,... |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
killerdjchild
Médaille: Etain


Sexe:  Inscrit le: 11 Oct 2005 Messages: 129 Localisation: L'enfer où tu iras j'irai aussi 9.59 
|
|
fa misy tena abonné @ lery mints t@ reny andro reny toy ndry Omega,Nirina,jackson...
Fa ny tsaroko tsara t@ reny d lasa nanao koup rasil daholo ny pokna
fa ra cowboy alo an lery mints e.
Nalain dra cowboy ny tady d nosaronan dry zalah gony avy eo.
tsy azo kosa alo lery raha tsy teo ela e  |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
andriamiravaka
Médaille: Bois


Sexe:  Inscrit le: 28 Sep 2005 Messages: 44 Localisation: Somewhere 1.59 
|
|
Lery leka refa Fivorian'ny RAR milefa ihany satria hoanin'ny RAR foana,satria nisy Rangah nitady an'lery t@ zao fivoriana raika zao dé lery ts hita mintsy fa nilefa hoe.
Eoa, tadidiko koa ry Jackson voa reny foana , sady @ io dia tsy maintsy voa isankerinandro dé mbola tsy fay ihany
Ary Ny momba andra TSE ndray leka,
Asio 5 kely eo alou dé manao marche canard avy eo.... (dé hoy ry zalahy mantsy andra Tsé hoe, ny masony gila ny volony ngita, nataon'Andriamanitra zara fa vita ), miaraka @ lay kiraro Diana Pneu iny  _________________ Positive ta vie et ta vie sera Positive |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
quicksilver
Médaille: Bois


Inscrit le: 20 Oct 2005 Messages: 55
1.85 
|
|
fa iza le Bruto nareo zao eh,gourou tany anga zany.Zany v tsy ataon'Ray aman dreny mamay.
Hay misy fampijaliana oul zany ao @ SFX ao |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
andriamiravaka
Médaille: Bois


Sexe:  Inscrit le: 28 Sep 2005 Messages: 44 Localisation: Somewhere 1.59 
|
|
A a a,tsy fampijalina zany daholo ny ao, misy Distraction bobaka be koa ao, ohatra hoe zany prof Ra Kakana zany tao tena mahafinaritra mintsy,
Ry ra "Drigue" koa, ........
Ra BeKibo ,mitsangana ery elah ry adala be ity, ....
Ôka lets l*l*......hahaha.....  _________________ Positive ta vie et ta vie sera Positive |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
cowboy
Modérateur
Médaille: Diamant


Sexe:  Inscrit le: 23 Mar 2005 Messages: 7229 Localisation: °/~2-\` 261.52 
|
|
Iza ary no mpanao an'ito ?
- mitsangana ialahy an !
- tsy izany ramose fa ...
- mamafa herinandro ialahy an !
- azafady ramose fa ...
- mamafa tapa-bolana an !
- ka tsa mba iaho anie ramose fa ...
- mamafa iray volana ialahy an !
- aia koa ramosé de oe ...
- mamafa ny kolejy manontolo an !!!
 _________________
Take my heart and please don't break it
 |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
killerdjchild
Médaille: Etain


Sexe:  Inscrit le: 11 Oct 2005 Messages: 129 Localisation: L'enfer où tu iras j'irai aussi 9.59 
|
|
Maro tko alo no tao eh,misy surnom daholo ny prof tao
RaBotity zany,prof de math na hoe ny mpampianatra
Ra kankana koa b resaka be "zao a androany ntsika mba hiresadresaka kely momba ze vaoavao mahafinaritra" , sady asin lery an le mitazona vozon akanjo.
Ra Tarzan koa milay ny nanala azy tao aoaoaaaaaaaaaaaaaaaaaaahhhhhh
Ra TTS mompera zay nametra pialana fa hanambady.
Mba midira ato moa ze SFX Fianarois eh..... |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
cowboy
Modérateur
Médaille: Diamant


Sexe:  Inscrit le: 23 Mar 2005 Messages: 7229 Localisation: °/~2-\` 261.52 
|
|
aiza kosa é, f'angah nanambady ra TTS ?
lery mao le otran mikentsona iny refa mikozy, dé nisolo anlerry tao lé mompera otran mitsikitsiky lava otran pozin'ol mamolava iny ? _________________
Take my heart and please don't break it
 |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
|