| Auteur |
Message |
role
Médaille: Cristal


Sexe:  Inscrit le: 07 Oct 2005 Messages: 316
28.19 
|
|
Hihihi, Rabotity, ny mpampianatra
RaOrona , Be orona lesy rangah raika igny ka,
Tantara kely fohy:Hanatsofoka prise zany ra Orona t@ 3ème ... dia lery handé hanatsofoka an'azy igny no nisy kofa nikozy mafy be tany afara atny hoe ...PA dia nitsamboatra lery fa taitra, sady somary notsoahin'lery zay lay prise , dia hoy @zay lery refa avy eo,
PA i BABA
Be orona miscélne lesy rangah raika igny l*l*, fa aleoko ihany aloù lery toy 'zay ra Bruto e, kôzy zany  |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
rabiandr
Médaille: Coton


Sexe:  Inscrit le: 15 Mar 2005 Messages: 6
0.00 
|
|
| killerdjchild a écrit: |
fa misy tena abonné @ lery mints t@ reny andro reny toy ndry Omega,Nirina,jackson...
Fa ny tsaroko tsara t@ reny d lasa nanao koup rasil daholo ny pokna
fa ra cowboy alo an lery mints e.
Nalain dra cowboy ny tady d nosaronan dry zalah gony avy eo.
tsy azo kosa alo lery raha tsy teo ela e  |
Fa iza kay i C ra tsy mahadiso fa niaraka tao mihinttsy isika zany rahoatra ka niraka t@ndry omega sy ry jackson zany C, bon ra io pseudo-ko io d mety efa afataranC ana, zao ny mailko ra te hafatatra a bebe kokoa C : andri.zaka@yahoo.fr, à +  |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
rabiandr
Médaille: Coton


Sexe:  Inscrit le: 15 Mar 2005 Messages: 6
0.00 
|
|
| quicksilver a écrit: |
fa iza le Bruto nareo zao eh,gourou tany anga zany.Zany v tsy ataon'Ray aman dreny mamay.
Hay misy fampijaliana oul zany ao @ SFX ao |
Fa iza tsara mo lé andriamiravaka ra tsy madiso, za mantsy promotion niaraka t@ndry Jackson reny ka tsy fantatro na fantatriC ny anarako fa io pseudo io d afatarana ahy, ity ny mailko: andri.zaka@yahoo.fr |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
rabiandr
Médaille: Coton


Sexe:  Inscrit le: 15 Mar 2005 Messages: 6
0.00 
|
|
| killerdjchild a écrit: |
Maro tko alo no tao eh,misy surnom daholo ny prof tao
RaBotity zany,prof de math na hoe ny mpampianatra
Ra kankana koa b resaka be "zao a androany ntsika mba hiresadresaka kely momba ze vaoavao mahafinaritra" , sady asin lery an le mitazona vozon akanjo.
Ra Tarzan koa milay ny nanala azy tao aoaoaaaaaaaaaaaaaaaaaaahhhhhh
Ra TTS mompera zay nametra pialana fa hanambady.
Mba midira ato moa ze SFX Fianarois eh..... |
Za sfx e, ary mety mifakafantatra mitsy tsika ra zany rakakana sy ny sisa zany, hay v niala ra tts d nanambady, ity ny mail-ko e, @zay afaka miresaka @ yahoo messenger na tsy fantatro: andri.zaka@yahoo.fr |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
rabiandr
Médaille: Coton


Sexe:  Inscrit le: 15 Mar 2005 Messages: 6
0.00 
|
|
| role a écrit: |
Hihihi, Rabotity, ny mpampianatra
RaOrona , Be orona lesy rangah raika igny ka,
Tantara kely fohy:Hanatsofoka prise zany ra Orona t@ 3ème ... dia lery handé hanatsofoka an'azy igny no nisy kofa nikozy mafy be tany afara atny hoe ...PA dia nitsamboatra lery fa taitra, sady somary notsoahin'lery zay lay prise , dia hoy @zay lery refa avy eo,
PA i BABA
Be orona miscélne lesy rangah raika igny l*l*, fa aleoko ihany aloù lery toy 'zay ra Bruto e, kôzy zany  |
fa iza kay iC ra tsy mahadiso fa tena niaranianatra isika ra izany tantarandraorona zany, lé woe PA BABA, ity ny adiresy mail-ko e : andri.zaka@yahoo.fr |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
cowboy
Modérateur
Médaille: Diamant


Sexe:  Inscrit le: 23 Mar 2005 Messages: 7222 Localisation: °/~2-\` 260.62 
|
|
kaiza izy zany rabiandr... am manaraka lesy groupé-o ho post tokana lay message-nla f'aza atao post bedabe mifanaraka otran'io a... kobonlà misy anle bouton oé éditer io
siks é
_________________
Take my heart and please don't break it
 |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
miranjo
Médaille: Argent


Sexe:  Inscrit le: 29 Aoû 2007 Messages: 570 Localisation: Fianarantsoa 20.46 
|
|
| Ra jaona zao no solon lery ao @zao |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
|