| Auteur |
Message |
m_karen
Médaille: Bois


Sexe:  Inscrit le: 24 Avr 2004 Messages: 85
31.47 
|
|
ben c ouvert à tou le monde c le moment ou jamais de montrer à celui oou celle ke tu aimes ke tu l'aimes!!!!
pour celui ke j'aime
Tsy hanihany na kilalao no nahatonga ahy hitia anao
Fa fitia avy ao am po 'lay tsy mba mety lo
Fa ianao irery no ilaiko Ianao 'lay nofinidy
IANAO nofidiko ré rahavana a!!!!
Toy ny taratra hazavana zato endrikao misariaka
Ny fiTSIKInao miJERY toy ny masoandro mibalika
Dis toi suis là pour longtemps
Crois moi c garantie G le choix
Je C mais pourtant....
G fé mon choix il ne resta que TOI
Déclaré ma flamme ne suffirait pas hono e!!!
Et pour coronner le tou la song qui fé que moi je garde encore espoir
Tsy angatsiaka 'lay fitiavana e!tena mazana e!tsy notambazana e!
Niara niaritra sarotra e!dia nikaroka e!fahasambarana e!
...Aleo itoraka zay tsy mbola nania....
Tady vita fato maty no nameha antsika roa |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
vil1_
Invité
0.00 
|
|
ah la la...
c un mix malgacho/c-fran... choisi: c-fran ou malgache... |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
zama
Médaille: Adamantium


Sexe:  Inscrit le: 31 Mai 2004 Messages: 11372 Localisation: miverina @ lôny 144.62 
|
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
flow
Médaille: Or


Sexe:  Inscrit le: 30 Avr 2004 Messages: 4251 Localisation: Ny lanitra 113.59 
|
|
asaivo mamaly eo hoe kia?  _________________
|
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
zama
Médaille: Adamantium


Sexe:  Inscrit le: 31 Mai 2004 Messages: 11372 Localisation: miverina @ lôny 144.62 
|
|
flow>> iza no asaina mamaly an'iza?  _________________ "....Ça s'en va et ça revient,Ça s'en va et ça revient..."
"...pas de nouvelle , bonne nouvelle..." |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
Hotsauuuce
Medaille: Perle


Inscrit le: 09 Juin 2004 Messages: 1214 Localisation: u kno where i belong 28.78 
|
|
oh lalala ca me rappele mes annees a Mada tout ca ... asaivo mamaly ato marina eh _________________ Isekely nefa tsy foko... na dia mampijaly foana!
Ianao no volany sy ny kintana |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
anjaratiana7
Médaille: Diamant


Sexe:  Inscrit le: 08 Avr 2003 Messages: 9120
311.17 
|
|
un kassdédi tt simple zany nénà e mé ki en dit bocou atolotra ho an'i ...
What I wanna know baby
If what we had was good
How come you don't call me anymore
Why on earth
Can't you just pick up the phone
You know I don't like to be alone
How come you don't call me
(why must you torture me)
How come you don't call me _________________ PROSPEKT
 |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
anjaratiana7
Médaille: Diamant


Sexe:  Inscrit le: 08 Avr 2003 Messages: 9120
311.17 
|
|
| flo_w a écrit: |
asaivo mamaly eo hoe kia?  |
flo_w>>> lollllll ka tsy afaka mamaly izy raha tsy maheno ny anarany à moins k'il devine fa aleo handé amizao alou e  _________________ PROSPEKT
 |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
zama
Médaille: Adamantium


Sexe:  Inscrit le: 31 Mai 2004 Messages: 11372 Localisation: miverina @ lôny 144.62 
|
|
anjara>>aleo hzava ny reska  |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
piso-karin
Médaille: Or


Inscrit le: 02 Juil 2003 Messages: 4951 Localisation: Paris 127.59 
|
|
anjaratiana> voaraiko akia ny message a mdrr ao fa je ne te torturerai plus e ! mdrrrr aza atao an'io akia le message fa sao misy mitomany eo a! hihi
ny hafatro ho an'ilay olona tiko (je me demande qui c'est)
tsy andoka intsony aho, tsy hiteny firy aho fa
tiko fotsiny ianao
tsy asina hoe nahaona
ary safidiko ny hitia anao tsy an-tery na fatotra,
tsy lahatra ny akaikinao fa safidy tsotr'izao!
ka ho feno hazavana ny andrompiainako rehefa ianao no eo anilako!
izay itako rehetra hatr'izay lazaiko teny iray
fa na tsy itanao aza aho
dia tiko raha izaho no tafahona aminao na iray minitra monja aza
mba hitopaka aminao ity fokofeno onja
dia ho sambatra aho fa naharay diamondra!
ireo lazainao ireo ventsoinao dia tontolon'ny fiainako!
ka aza miaihahy fa izaho tsy hivadika
satria aano no efa eo!
ho tia anao tsy anary anao re aho
izay rehetra atao dia foiko ho anao
ho anao irery ary ho mandrak'izay!
tiko ianao!
un super mix pas tre beau mais 'cest fait avec tout mon coeur mdrrr  _________________ tezitra ianao, tezitra foana, tsy hay intsony hoe nahoana...
... tu sais c'est pas si facile... |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
zama
Médaille: Adamantium


Sexe:  Inscrit le: 31 Mai 2004 Messages: 11372 Localisation: miverina @ lôny 144.62 
|
|
Kwee>> ra za zao no mbô misy manao an'zany an! eh! frappe-na bandy ve io sa sipa ? _________________ "....Ça s'en va et ça revient,Ça s'en va et ça revient..."
"...pas de nouvelle , bonne nouvelle..." |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
piso-karin
Médaille: Or


Inscrit le: 02 Juil 2003 Messages: 4951 Localisation: Paris 127.59 
|
|
| zama a écrit: |
| eh! frappe-na bandy ve io sa sipa ? |
frappe-na bandy sa sipa ahona? mix be io ka hihi
dommage fotsiny hoe tsy ho hitany akory!  _________________ tezitra ianao, tezitra foana, tsy hay intsony hoe nahoana...
... tu sais c'est pas si facile... |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
zama
Médaille: Adamantium


Sexe:  Inscrit le: 31 Mai 2004 Messages: 11372 Localisation: miverina @ lôny 144.62 
|
|
Kwee>> fa iza le bandy toa manao an'izany daholo nareo KEK 1 misy resaka tsy arako  _________________ "....Ça s'en va et ça revient,Ça s'en va et ça revient..."
"...pas de nouvelle , bonne nouvelle..." |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
Sherkan
Médaille: Diamant


Inscrit le: 19 Juin 2003 Messages: 7777
260.20 
|
|
vidian-kaja, vidiam-boninahitra, fa ny tory fitia tohy vakana hono no rojo mampaharitra ny fitia e aza atao tsisy anarana ny famborahana fa sao dia midona amin'ny rindrina fotsiny  _________________ ..."poitrine de l'année à tous, je pousse du bon pour vous tous"...
..." tratran'ny taona daholo, maniry soa ho anareo aho"......
 |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
toky3
Modérateur

Sexe:  Inscrit le: 25 Oct 2002 Messages: 2285
52.89 
|
|
MArina tokoa lesy ra Sherkan, tsy misy anarana lasa bala "fotsy" hoy agnay gashhy an!!!!  _________________ NY RAHO-MITATAHO RAHA TSY EO ANILANAO.... |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
|